Entrée | 1 antenimieram-pirenena |
Partie du discours | 2 locution |
Mots élémentaires | 3 antenimiera, firenena |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] anarana iantsoana ny fivorian' ny Solombavam-bahoaka, izany hoe ireo olona nofidin' ny vahoaka tamin' ny latsabato ho solontenany amin' ny famolavolana sy fanaovana lalàna |
Explications en français |
6 [1.5] assemblée nationale |
Vocabulaire |
7 Politique |
Ouvrages littéraires |
8 Fivoriamben' ny Antenimierampirenena 2017 |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |