Entrée | 1 antendriahitra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Lalao fifaninanana madinidinika toy izao: alaina ny tendron' ny ahitra roa ka terena eo anelanelan' ny fanondro sy ny ankibe; raha efa izany, dia ampifidianina izay halainy ny ankizy rehetra eo, na ny fanondro na ny ankibe; vahana amin' izay ny tanana ka izay nifidy ny rantsantanana iraiketan' ny ahitra no mahazo |
Vocabulaire |
4 Jeu |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |