| Entrée | 1 antendriahitra |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Lalao fifaninanana madinidinika toy izao: alaina ny tendron' ny ahitra roa ka terena eo anelanelan' ny fanondro sy ny ankibe; raha efa izany, dia ampifidianina izay halainy ny ankizy rehetra eo, na ny fanondro na ny ankibe; vahana amin' izay ny tanana ka izay nifidy ny rantsantanana iraiketan' ny ahitra no mahazo.
[1.1] |
| Vocabulaire | 4 Jeu |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|