Entrée antemoro > Taimoro
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition française   [ Antaimoro ] Foko lehibebe amin' ny morontsiraka atsimo atsinanana, anelanelan' i Namorona sy Manampatrana. Taranak' Arabo ny Antaimoro, malaza noho ireo soratra rakitry ny ela atao hoe sorabe (teny malagasy voasoratra amin' ny tarehintsoratra arabo) mitahiry ny tantarandrazany hatramin' ny nahatongavany teto amin' ny Nosy. Tanàn-dehibe: Vohipeno, Manakara [Rajemisa 1966]
Définition française   [ Antemoro ] population du sud-est de Madagascar, qui [...] Namorona et Manampatrana (ville principale: Vohipeno) [texte complet dans Rajaonarimanana 1995]
Exemples   From the northern point of Madagascar down to the bay of Antongil the people appear to be allied to the Sakalava, but south of that bay come in succession the Betsimisaraka (of whom there are two chief divisions called respectively Anteva and Vorimo), the Betanimena (a little more inland), the Taimoro, the Taifasy, the Taisaka, the Tanosy, and the Tandroy, who reach down towards Cape St Mary, the southernmost point of Madagascar. [Sibree: Island]
Vocabulaire  
Autres orthographes  
Tableaux et planches   Mots du dialecte