|
|
|
|

Entrée1  antaranoana
Mots élémentaires  2  antara, noana
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandrakizay doria alaovalo
Explications en anglais  5  [1.2] everlasting. Used after mandrakizay.
Exemples  6  fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao; [2.285#]
7  Ary ny tangena dia tsy azo atao amin' ny fanjakana mandrakizay mandrakizay, mandrakizay doria, mandrakizay antaranoana. [2.113#]
Mots composés 

Anagrammes  9  anantaranao, anantaraona, anantaroana, anatrananao, antaranoana, nanaratanao, nanaratoana, nanataranao

Mis à jour le 2023/12/24