|
|
|
|

Entrée1  antaranoana
Mots élémentaires  2 antara, 3 noana
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5 Mandrakizay doria alaovalo. [1.1]
Explications en anglais  6 everlasting. Used after mandrakizay.. [1.2]
Exemples  7  fa haharitra mandrakizay antaranoana ny fanjakantsika, raha tsy mivily amin' izato anatra izato ianao; [2.285#]
8  Ary ny tangena dia tsy azo atao amin' ny fanjakana mandrakizay mandrakizay, mandrakizay doria, mandrakizay antaranoana. [2.113#]

Anagrammes  9 anantaraona, 10 anantaroana, 11 antaranoana

Mis à jour le 2025/10/11