Entrée antafika (tafika)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en français En expédition, à l'armée, à la guerre [1.3]
Exemples 
1Tamin' ny andro niverenan' ny olona avy tany antafika dia revom-pifaliana ny vahoaka [1.38]
2Dia tonga ny aviany antafika nentin dRainimanonja 14 Vtra, Niakatra andro Alakamisy 25 Alakarabo. [2.59]
3Ary izany koa no lazaiko aminao, ny ataonao hoe tsy hividy ary tsy hanandevo olona ary izay azo any antafika dia tsy vonoina. [2.366]
Dérivés 
 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20