| Entrée | 1 anomezana |
| Radical | 2 ome |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Explications en malgache |
[1.1#781] |
| Explications en anglais |
[1.2#462] |
| Explications en français |
[1.3#464] |
| Exemples |
4 Amin' io koa no anomezana anarana ny zaza.
[1.437#]
5 Ara-pitondrana no anomezana ny karatra ny mpifidy [2.114#] 6 ary koa anomezana ny havany ny maty, na ny fokonolona nanatitra ny fao-dranomaso [2.48] 7 Trano fampisotroana mangidy no iantsoana ireo toerana anomezana ranon-kininina ny ankizy [2.117] 8 Izany no tsy maintsy anomezana zezika azy, sy rano handevona ny sakafo ao amin' ny zezika [2.332] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 13 anomeazana |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|