Entrée anoherana (tohitra)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples Ny fitoriana anoherana ny raharaham-pifidianana dia hatao araka ny fitsipika voasoritry ny fepetra manokana mikasika ny fifidianana tsrairay. [2.114]
Morphologie 
Présent : anoherana, anoherako, anoheranao, anoherany, anoherantsika, anoheranay, anoheranareo, anoheran', anoheran-, anoheram-, anohera-
Passé : nanoherana, nanoherako, nanoheranao, nanoherany, nanoherantsika, nanoheranay, nanoheranareo, nanoheran', nanoheran-, nanoheram-, nanohera-
Futur : hanoherana, hanoherako, hanoheranao, hanoherany, hanoherantsika, hanoheranay, hanoheranareo, hanoheran', hanoheran-, hanoheram-, hanohera-
Impératif : anohero

Mis à jour le 2023/01/20