| Entrée | 1 ankosotra |
| Radical | 2 hosotra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Tentina ahosotra manify dia manify amin' ny zavatra iray mba hampahadera azy amin' ny fijerena: Ankoso-bolamena.
[1.1] |
| Explications en anglais |
5 Gilded, overlaid with.
6 using deceit, putting on a false appearance, overreaching.. [1.2] 7 a plating or coating. 8 deceit. [1.7] |
| Explications en français |
9 enduit.
10 Figuré: apparence trompeuse. [1.3#51, 1.8] 11 (adverbe pris substantivement) couche, fard, teinte. 12 Figuré: apparence fausse. [1.3#51] 13 couche extérieure. [1.8] |
| Exemples |
14 ankosotra ivelany manafina ny taola-maimbon' ny fasana.
[2.5#66]
15 Raha ampakarina na misy lanonam-be no nitondran' ny tovovavy firavaka fanao amin' ny volo, dia ny drakadraka izany (haingo na ravaka atsatotsatoka amin' ny fehiloha na amin' ny volo) sy ny kole (volo tadina, ka misy volamena na varahina ankosotra ny lohany roa. [2.436#] |
| Tous les mots composés | 16 2 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 17 ankosotra, 18 antsoroka |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|