| Entrée | 1 ankororosy |
| Radical | 2 kororosy |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fisolafahana, fibolisarana, fitambotsorana hidina, fidinana mitambororotra
5 Fionganana. [1.1] |
| Exemples |
6 Izay mahavoa an-tsapaka no iorehana, fa ny ankororosy no ankabeazany.
[1.437#]
|
| Synonymes | 7 kororosy |
| Combinaisons | 8 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot ankororosy |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|