Entrée an-kodahoda
Partie du discours locution
Explications en malgache (fihasimban' ny hoe "an-kodiadiatra"; jereo Hodiatra) Enti-milaza toerana very any an-kebakeba-tany lavitra tsy misy mpahita [1.1]

Mis à jour le 2023/01/12