Entrée ankizy
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny ilazana ny zaza na ny olombelona mbola kely ankapobeny: Indraindray saro-pantarina ny ho avin' ny ankizy
Teny ilazana rehefa mety ho zanaka, na dia efa mitokan-trano ara, raha mbola velona ray aman-dreniny: Ireto ankizy ireto koa manahirana, hoy Rainikoto tamin-dRasoa vadiny, mantsy an-dRakoto mivady
Teny nilazana taloha, amim-pomba mitory halemem-panahy, ny mpanompo, ny andevo: Noheverin-dRabe ho Ikotovao ankizy fahiny ilay nifanena taminy, kanjo hay tsy izy
Ankehitriny, teny ilazana ny vady aman-janaka, ny vady (vehivavy): Lasa any an-tsena ny ankizy ka mangingina ny trano. [1.1]
Explications en anglais A child, children, servants, youths of both sexes. [1.2]
 A child, children [1.7]
Explications en français Enfant [1.8]
Exemples 
1Ny ankizy lehibe mandravaka ny trano heva. [2.442]
2Tsy misy ny famoronana eo amin' ny ankizy; [2.445]
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/11