|
|
|
|

Entrée1  ankizilahy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] ireo zaza efa lehibebe, sakan-jaza
Explications en anglais  4  [1.2] a male servant, a boy.
Explications en français  5  [1.3] esclave (homme)
Exemples  6  [2.472] Olona mifamono hoy I Befa, ankizilahy anisan' ny zokiny indrindra tao an-tsekoly.
7  [2.117] Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby.
Mots élémentaires  8  ankizy, lahy
Antonymes  9  ankizivavy

Mis à jour le 2024/12/12