|
|
|
|

Entrée1  ankinina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  ankina
Explications en malgache  4  [1.1] Atao miankina amin' ny..., ka amin' ny hevitra an' ohatra indrindra no ampiasana azy: Aza ankininao amiko irery io raharaha io
(Ampitahao: Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina)
Explications en anglais  5  [1.2] to be placed against, to be put against for support, to be rested upon something or somebody.
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2025/09/12