|
|
|
|

Entrée1  ankina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fitehenana amin-javatra mba hahafahana mijoro tsara: Tsy mahay mijoro tsara ny olona efa antitra rahatsy manao ankin-drindrina
4  Antoka: Ankim-bolan' olona itỳ trano itỳ, ka tsy azonao amidy. [1.1]
5  hevitra marina iangana ary tsy ilaina porofoina intsony [1.13]
Explications en anglais  6  [root] [1.2#53]
Explications en français  7  appui, soutien, charge, responsabilité [1.3#50]
8  axiome [1.13]
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Mots composés 

Anagrammes  16  akanin, ankany, ankina, kanina, kañina, kinana, nakain, nakany

Mis à jour le 2023/06/01