|
|
|
|

Entrée1  ankavitsiana
Radical  2  havitsiana
Partie du discours  3  nom ou adverbe
Explications en malgache  4  Tsy betsaka, vitsy kely [1.1]
Explications en français  5  en petit nombre
6  le petit nombre [1.3]
Exemples  7  ary ankavitsiana hiany ny trano manara [2.48]
8  Mino izahay fa ankavitsiana no azo lazaina ho mpila handitra tamin' izy ireo. [2.285#]
Morphologie 
9  Simple :

Mis à jour le 2023/10/29