|
|
|
|

Entrée1  ankatoavina
Radical  2  toa
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Ekena, ankasitrahana, sitraka: Ankatoavinao ve ny hevitra naposako? [1.1]
5  ekena [1.13]
Explications en français  6  Qu’on observe, qu’on accomplit, qu on agrée, qu’on approuve: Nankatoavin' ny fanjakana ny didy nataon’ io governora io (Le gouvernement a approuvé les ordres donnés par ce gouverneur) [1.3#704]
7  approuvé [1.13]
Exemples  8  Manana ny zony ankatoavina tanteraka ny mpirotsaka an-tsitrapo, azony atao ny mitaky azy. [1.369#]
9  Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14  anakanivato, ankatoavany, ankatoavina, natakovanay

Mis à jour le 2022/02/17