Entrée ankaratsiana (ratsy)
Partie du discours nom
Explications en malgache Zava-manjo (aretina, fahafatesana) midona amin' ny fianakaviana: Mifamangy ny Malagasy amin' ny ankaratsiana [1.1]
Exemples Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299]
Antonymes 
Mots composés 

Entrée an-karatsiana
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Tsy tokony hanary ny havana an-karatsiana [1.1]
Explications en anglais In evil days [1.7]
Explications en français Dans l'épreuve [1.3]
 Dans le malheur [1.8]
Exemples ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588]
Antonymes 
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2023/08/19