Entrée an-kanifisana
Mots élémentaires hanifisana
Partie du discours locution
Explications en malgache Kely raha ny hatevenany no jerena
Kely dia kely, manify kely: An-kanifisana ny tombony azoko tamin' io raharaha io / Ankanifisana ny anjara mofon' Ibalita ka nitomany izy [1.1]
Explications en anglais Scarce [1.7]
Explications en français Rare, insuffisant [1.8]
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/29