Entrée ankalazaina (laza)
Partie du discours verbe passif
Définition anglaise to be glorified; to be reported as having done something bad [Richardson 1885]
Définition française qu'on glorifie, qu'on célèbre [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 qu'on publie, qu'on remercie [Abinal 1888]
Morphologie 
ankalazaina
ankalazaiko
ankalazainao
ankalazainy
ankalazaintsika
ankalazainay
ankalazainareo
ankalazain'
ankalazain-
ankalazaim-
ankalazai-
nankalazaina
nankalazaiko
nankalazainao
nankalazainy
nankalazaintsika
nankalazainay
nankalazainareo
nankalazain'
nankalazain-
nankalazaim-
nankalazai-
hankalazaina
hankalazaiko
hankalazainao
hankalazainy
hankalazaintsika
hankalazainay
hankalazainareo
hankalazain'
hankalazain-
hankalazaim-
hankalazai-
ankalazao
Exemples 
1Ny fombam-pivavahana sy ny fisoronana no ankalazainy indrindra; [Randzavola: Baiboly, page 34]
2Fety lehibe no ankalazaintsika rahampitso (Demain nous célébrons une grande fête) [Abinal 1888]
3Ankalazain'ny zavatra voary rehetra ny fahendren'Andriamanitra (Toutes les créatures publient la sagesse de Dieu [Abinal 1888]
417 taona tokoa izay, no nankalazaina ny andron' ny 3 may, andro iraisam-pirenena ho amin' ny fahalalahan' ny asa fanaovan-gazety eran-tany [Madagascar Tribune , 207/05/04]

2019/08/17