|
|
|
|

Entrée1  ankalamanjana
Radical  2 halamanjana
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  [an-kalamanjana] 4 Amin' ny toerana tsy takona fa miharihary: Natao teny an-kalamanjana ny fanononana ny valim-panadinana [1.1]
Explications en anglais  5 in the open air, outdoors [1.7]
Explications en français  6 en plein air [1.8]
Exemples  7  Nanao fihinanana ankalamanjana, kosa, ny be sy ny maro. [2.270#]
8  indraindray ihany koa manaraka andro etsy sy eroa, eny amoron-kady sy ankalamanjana eny. [2.470#]
Tous les mots composés  9 toeram-piasana ankalamanjana

Mis à jour le 2025/11/09