Entrée an-jamba
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy am-pieritreretana: Tsy tsara ny manao anjamba fa izany no nantsoin' ny Ntaolo hoe mitsambiki-mikimpy [1.1]

Entrée anjamba
Partie du discours adjectif
Explications en anglais At random. See jamba. [1.2]
Exemples Nefa, ry Malagasy havako, hanaraka azy anjamba hanao dian' ondry ve isika ka hivarina amin' izay ivarinany koa? [2.296]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/12