| Entrée (1/2) | 1 an-jamba |
| Partie du discours | 2 locution |
| Explications en malgache |
3 Tsy am-pieritreretana:
4 Tsy tsara ny manao anjamba fa izany no nantsoin' ny Ntaolo hoe mitsambiki-mikimpy [1.1] |
| Entrée (2/2) | 5 anjamba |
| Partie du discours | 6 adjectif |
| Explications en anglais |
7 at random. See jamba.
[1.2] |
| Exemples |
8 Nefa, ry Malagasy havako, hanaraka azy anjamba hanao dian' ondry ve isika ka hivarina amin' izay ivarinany koa?
[2.296#]
|
| Anagrammes | 9 Ambanja, an-jamba, anjamba |
| Mis à jour le 2025/11/21 |
|