Entrée | anjaka | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | [Betsimisaraka] fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha [Rakotosaona 1975] | |
Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina ¶ Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra [Rajemisa 1985] | ||
Traduction anglaise | a bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather. [Richardson 1885] | |
Articles | Randzavola: anjaka ao amin' ny Baiboly | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |