Entrée angoango
Partie du discours   nom
Définition malgache   Enti-milaza hevitra miavoavo, fitoeranjavatra feno mitafotafo, na zavatra miavovona be
¶ Aingitraingitra sy haitraitra. [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée angoango
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsimisaraka] doka, dokadoka [Rakotosaona 1972]

2010/05/06