|
|
|
|

Entrée1  angaloha
Radical  2 aloha
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4 akaloha. [1.1]
5 Fitenenana fanaon' ny ankizy, mitovy amin' ny hoe aoka aloha: Andraso angaloha. [1.1]
Explications en anglais  6 First, before, previously, in the meantime: Aoka angaloha (Wait in the meantime). [1.2]
Exemples  7  Andraso kely angaloha, hoy ny sahona. [1.251#lasanialohalalana]
8  Andeha samy mody angaloha, ento mody mandry izany teny izany! [2.298#]
Synonymes  9 akaloha
Tous les mots composés  10 aoka angaloha

Mis à jour le 2025/11/09