Entrée angalarina (halatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Enti-milaza zavatr' olona alaina tsy andrariny: Nangalarin' i Koto ny kanetinay [1.1]
Explications en anglais To be stolen, to be taken away. [1.2]
Exemples Mba hampitsaharana ny fiovaovan' ny habetsahany sy ny famezivezena azy tsy misy farany, tsara raha raisina an-tsoratra farany ny tena isan' ny bolongan-kazo marina, asiana marika tsy azo angalarina izy ireny ary avela hivarotra izay entana ara-dalàna ny tompony. [4.27]
Morphologie 
Présent : angalarina, angalariko, angalarinao, angalariny, angalarintsika, angalarinay, angalarinareo, angalarin', angalarin-, angalarim-, angalari-
Passé : nangalarina, nangalariko, nangalarinao, nangalariny, nangalarintsika, nangalarinay, nangalarinareo, nangalarin', nangalarin-, nangalarim-, nangalari-
Futur : hangalarina, hangalariko, hangalarinao, hangalariny, hangalarintsika, hangalarinay, hangalarinareo, hangalarin', hangalarin-, hangalarim-, hangalari-
Impératif : angalaro
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/21