| Entrée | 1 angaha |
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana tahaka ny
4 angamba ary entina misolo azy raha manontany: Lasa angaha Rakoto teo? na raha manisikevitra somary maneso: Sasatry ny miaina angaha izato izy no manaonao foana ohatra itsy! [1.1] |
| Explications en anglais |
5 perhaps
[1.7] |
| Explications en français |
6 peut-être?
[1.3#43, 1.8] 7 c’est possible: 8 Handeha koa angaha hianao (Seriez-vous peut-être au nombre des partants?) 9 ~ Angaha tsy ho avy izy (Il ne viendra peut-être pas) [1.3#43] |
| Exemples |
10 Vita angaha izao fanadinan' ise?
[2.643#]
11 Masiaka angaha ny ray aman-dreninao? [2.4#] |
| Dérivés |
|
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|