Entrée angady be lela
Mots élémentaires angady ; be lela
Partie du discours locution
Explications en malgache Angady lehibe ny lelany
Fakana tsy an-drariny, fahihirana maka amin' ny an' olona eo akaikin' ny an' ny tena: Nanao angady be lela tamin' ny taniko Rangahy iny ka tsy hamelako; tsy mampandry fangady: enti-milaza areti=mifindra lozantany izay mandripaka ny olona ka vizana foana ny angady mihady ny fasana [1.1]
Mots composés 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/11/20