Entrée anelanelana
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo afovoan' ny olona na zavatra roa: Nipetraka teo anelanelan' i dada sy i neny Ikoto [1.1]
Explications en anglais See elanelana. [1.2]
Mots composés 
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31