|
|
|
|

Entrée1  anelanelana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo afovoan' ny olona na zavatra roa: Nipetraka teo anelanelan' i dada sy i neny Ikoto [1.1]
Explications en anglais  4  see elanelana. [1.2]
Tous les mots composés 
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot anelanelana

Mis à jour le 2025/09/12