|
|
|
|

Entrée1  anekena
Radical  2 eky
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  [1.3#121]
Exemples  4  Koa raha izany, ny mpivavaka dia tsy vitan' ny manary sy manamavo ny nentin-drazana fa mbola manao tompo roa aty amin' ny lany tsy azo anekena afa-tsy tompo tokana. [2.366#]
5  Misy modely telo ny modely frantsay izay miavaka amin' ny fampisarahana mazava ny Fanjakana sy ny Fiangonana, izay tsy anekena ny fitsabahan' ny fivavahana amin' ny fiainam-pirenena; [4.27#]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Autres orthographes  10 anaikena

Mis à jour le 2025/09/12