|
|
|
|

Entrée1  Andriantsimitoviaminandriandehibe
Partie du discours  2  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Radical  3  andriana, tsy, tovy, lehibe
Exemples  4  [2.508] Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana andriantsimitoviaminandriandehibe.
5  [2.113] Tsy nanaiky izany anefa andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa.
6  [2.48] Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo;

Mis à jour le 2025/07/29