Entrée andrana
Partie du discours nom
Définition malgache Fampiasana zavatra mialoha mba hitsapana ny toetrany na ny fandehany: Nampandehanina ilay fiarakodia vao novidina, nefa tsy aisy dia nampanaovina azy fa vao andrana fotsiny
¶ Fitsapana fotsiny fa tsy mbola tena izy, fanalam-botso-tanana: Tsy kanety akory ny fanambadiana ha ndeha hasiana andrana?
¶ Fihinanana kely amin' ny zavatra iray mba hahalalana ny tsirony: Aoka izay fa lany andrana eo ity laoka. [Rajemisa 1985]
 fitsapana mialoha ny tena izy
¶ fiezahan'ny mpanoratra hamakafaka ireo fanontaniana isan-karazany iray na maromaro [SLP: Voambolana]
Définition anglaise attempt, trial, taste. [Richardson 1885]
Définition française expérience, test
¶ essai [SLP: Voambolana]
Dérivations 
Citations 

2011/03/24