Entrée andohalambo (loha, lambo)
Partie du discours nom
Explications en malgache Rafi-bato na biriky, izay vita mitatao mivohon-tsotro ka atao tataom-baravarana na vavahady
Karazana rafitra, vato na hazo, boribory kaoka ny atiny: Varavarana misy andohalambo [1.1]
Explications en anglais An arch [1.2, 1.7]
 A circular frame, etc. [1.2]
 A vault [1.7]
Explications en français Cintre [2.415, 1.8]
 Arceau, voûte, ogive [1.8]
 Arc [1.13]
Exemples 
1tsy nasiana tafo ilay fiarakodia tamin' io, fa tany ivelanin-tafo sy rairain-drindrina ary ny vy tohan' ireny manao andohalambo no teo. [2.472]
2Mahatalanjona loatra ny nanaovany ny tranony amin' izato efitra sy rihana manana ny antony avy, mbamin' ny andry sy andohalambo vita tsara ao anatiny. [2.445]
Vocabulaire 
Synonymes lohalambo
Mots composés 

Entrée andohalambo (loha, lambo)
Partie du discours nom
Explications en français La pièce de cinq francs à l'effigie de Victor Emmanuel d' Italie, à cause des armes [2.415]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2022/10/15