| Entrée | 1 andevozina |
| Radical | 2 andevo |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Atao mpanompo, entina amin' izay itondrana azy, ampanaovina izay tiana [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be enslaved [1.2, 1.7] 6 to be reduced to slavery. [1.2] |
| Explications en français |
7 qu'on traite en esclave [1.8] |
| Exemples |
8 ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy.
[2.313#]
9 Ary ireo babo sy sambobelona ireo tsy azo andevozina na vonoina. [2.366#] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 14 andevoina |
| Anagrammes | 15 anandevozy, 16 andevozina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|