Entrée andevon-drazana
Mots élémentaires andevo ; razana
Partie du discours locution
Explications en français Esclave dont la famille sert ou a servi celle du maître de génération en génération [1.3]
Exemples raha manao ratsy ny tompo ny izy, dia amidy ny tompony — na andevondrazana, na lova, na hafatra ny razana, ka natao ny razana hoe "aza amidy fa nanao soa anay" ka raha manao ratsy amy ny zaza mandimby, dia mahazo mivarotra azy ny zaza mandimby [2.48]

Mis à jour le 2023/05/24