|
|
|
|

Entrée1  andevon-drazana
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  andevo, razana
Explications en français  4  [1.3] esclave dont la famille sert ou a servi celle du maître de génération en génération
Exemples  5  [2.48] raha manao ratsy ny tompo ny izy, dia amidy ny tompony — na andevondrazana, na lova, na hafatra ny razana, ka natao ny razana hoe "aza amidy fa nanao soa anay" ka raha manao ratsy amy ny zaza mandimby, dia mahazo mivarotra azy ny zaza mandimby

Mis à jour le 2024/12/07