|
|
|
|

Entrée1  andeha
Partie du discours  2  impératif du verbe actif mandeha [Liste complète]
Radical  3  leha
Tous les mots composés 
Explications en malgache  6  [1.1] mampanao asa olona, mitovy amin' ny hoe "mandehana": Andeha milalao amin' izay ianareo, rankizy
Mitaona olona hiara-hanao asa iray amin' ny tena izay miteny: Andeha hilalao amin' izay isika, rankizy (tsara homarihina, araka ireo ohatra roa ireo, fa amin' ilay hevitra voalohany (fandidiana), dia atao milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka ny "andeha na ndeha", fa amin' ilay faharoa kosa (fitaomana), atao milaza ny ho avy)
7  [1.1] Teny enti-mandidy, (eo alohan' ny milaza ny ankehitriny): Andeha mianatra ianareo fa ampy izay enim-bolana tsy nianarana izay
Enti-mitaona (eo alohan' ny milaza ny ho avy): Andeha hianatra isika fa miandry antsika ny tanindrazana
Explications en anglais  8  [1.2] [An irregular Imperative of mandeha, to go.] Let us go, let us be off. It is often followed by another verb, as andeha mody, Go home. See leha
Explications en français  9  [1.3#397] [impératif irrégulier] allons, allez, va
Exemples  10  [1.3#397] andeha mandeha (Allez-vous-en)
11  [1.3#397] andeha handeha (Allons-nous-en)
12  [2.298#129] andeha velomy, ilay ity!
13  [2.643#61] andeha fa ho hitan' ialahy.
14  [2.69#185] loza ialahy izany raha andeha.
15  [2.895#53] andeha hiverina fa diso lalana isika.
Autres orthographes  16  ndeha
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot andeha

Anagrammes  18  andeha, dehana, endaha

Mis à jour le 2025/08/10