Entrée | 1 andatsahana |
Radical | 2 latsaka |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en anglais |
5 [1.2] |
Explications en français |
6 [1.3#390] |
Exemples |
7 Fa izany no andatsahana anareo ho sokolo. [2.298#] 8 Ny Fandroana no fanisan-taonan' ny ntaolo, fa isam-pandroana dia didiana iray ny andry, na andatsahana vato kely iray amin' ny voatavo kely : iny no isan-taona. [1.437#] 9 Rehefa voalaza ao amy ny fanekena fa ny tompon-trano hiany no hamboatra ny simba, ka tsy manao izy, dia mahazo manamboatra izay simba ny mpanofa, ka andatsahana amy ny karaman-trano izay lany nanamboarana azy. [1.123#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |