|
|
|
|

Entrée1  andatsahana
Partie du discours  2  verbe relatif
Radical  3  latsaka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1]
Explications en anglais  9  [1.2]
Explications en français  10  [1.3#390]
Exemples  11  [2.298#] Fa izany no andatsahana anareo ho sokolo.
12  [1.437#] Ny Fandroana no fanisan-taonan' ny ntaolo, fa isam-pandroana dia didiana iray ny andry, na andatsahana vato kely iray amin' ny voatavo kely : iny no isan-taona.
13  [1.123#] Rehefa voalaza ao amy ny fanekena fa ny tompon-trano hiany no hamboatra ny simba, ka tsy manao izy, dia mahazo manamboatra izay simba ny mpanofa, ka andatsahana amy ny karaman-trano izay lany nanamboarana azy.

Mis à jour le 2024/12/11