|
|
|
|

Entrée (1/2)1  andahiny
Radical  2  any, lahy, -ny
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.10] ny andahiny na kidobony amin' ny ampongan' ny ntaolo dia ilay lafiny dobohana amin' ny fively, ary amin' ny valiha kosa dia ny tadin' ny feo ambony na andahiny
Explications en anglais  5  [1.2] the bass end of the drum; the treble chord of the valiha.
Explications en français  6  [1.3] le côté de tout instrument qui donne le son aigu ; la voix, les cordes hautes
Vocabulaire  7  Musique: (en général)
Antonymes  8  ambaviny
Mots composés 
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot andahiny

Entrée (2/2)11  andahiny
Radical  12  any, lahy, -ny
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  [1.10] amin' ny rafitra hazo, na amin' ny tefy, dia ny tendron-kazo, ets. izay miditra ao amin' ny ilany keoka na loaka mba hampikambana ny roa tonta no atao hoe andahiny
Explications en français  15  [1.3] le côté bouveté portant la baguette; se dit de la partie des engrenages, des jonctions, des pentures. etc, qui portent le bout plein entrant dans la partie vide
16  [1.5] pièce mâle
Antonymes  17  ambaviny
Mots composés 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot andahiny

Anagrammes  20  andahiny, andiniha, danihina, dinahina, hadaniny, hadinina, hanidian, hanidina, hiandany, hidanina, hidinana, idanihan, idinahan, nahadiny, nahidina, niandahy, nidaniha, nidinaha, nihadian

Mis à jour le 2020/07/31