Entrée | 1 anay |
Partie du discours | 2 pronom [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay raha atao teny fameno: Nanasa anay idadatoa tamin'ny alahady,, na atao teny milaza tompon-javatra: Anay ny fandresena! [1.1] |
Explications en anglais |
4 Us, ours (but not yours); used as accusative or possessive plural of aho, or izaho. [1.2] 5 us (exclusive - as object); ours [1.7] |
Explications en français |
6 (excluant ceux à qui l'on parle). Nous, à nous. Aza mitora-bato anay: ne nous lancez pas des pierres. Anay ireo voankazo ireo: ces fruits sont à nous. Anay ny miambina anio alina: c'est à nous à faire la garde la nuit prochaine. Anay ho anay izany: c'est notre affaire. [1.3] 7 Nous, à nous [1.5] 8 nous (exclusif - objet); nôtre. [1.8] |
Explications en italien |
9 noi, a noi [1.18] |
Analogues | 10 ny anay, izahay, -nay |
Tableaux et planches |
11 Tous les pronoms |
Anagrammes | 12 aina, a~ina, anay, i~ana, iana |
Mis à jour le 2020/07/31 |