Entrée anatrehana (atrika)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Synonymes régionaux aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, anoloana, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Explications en malgache Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo anoloana, izany hoe mifanandrify akaiky: Tsy nanan-kavaly izy teo anatrehan' ny mpitsara azy [Rajemisa 1985]
Explications en anglais before, in the presence of [Richardson 1885]
Explications en français en face, en présence, devant [Abinal 1888 page 37]
 devant [Rajaonarimanana 1995]
Exemples 
1itenenako mialoha, ka ivolanako anatrehana; [Ndema: Antakay]
2Fa tsy foy tokoa, ilay iroa, izany taiza ho faty eo anatrehana [Rahajarizafy: Kabary]
3O, ry Mavo nafoy teto anatrehana, Ry Mavon-drainy sy reniny! [Dahle: Angano]

Entrée anatrehana (atrika)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [Richardson 1885]
Explications en français  [Abinal 1888 page 66]
Morphologie 
anatrehana
anatrehako
anatrehanao
anatrehany
anatrehantsika
anatrehanay
anatrehanareo
anatrehan'
anatrehan-
anatreham-
anatreha-
nanatrehana
nanatrehako
nanatrehanao
nanatrehany
nanatrehantsika
nanatrehanay
nanatrehanareo
nanatrehan'
nanatrehan-
nanatreham-
nanatreha-
hanatrehana
hanatrehako
hanatrehanao
hanatrehany
hanatrehantsika
hanatrehanay
hanatrehanareo
hanatrehan'
hanatrehan-
hanatreham-
hanatreha-
anatreho
Citations 

Mis à jour le 2021/11/22