|
|
|
|

Entrée1 Anatirova
Partie du discours  2 nom propre (toponyme) [Liste complète]
Exemples  3 Nisy fitopolo ny Vadintany Ambony tao anatirova [2.508#499]
4 Mikorontana ianareo aty anatirova, mikorontana koa ny any [2.528#126]
5 Nampidirina tao anatirova ireo, ka nampisehoan' ireo Betsileo ireo fahaizana [1.437]
6 Voninahitra e izany ka natolotro ny tenako, Ary dia ao anatirova no ho fasana hilevenako! [2.1022]
7 Herintaona no nipetrahany tao anatirova, dia nangataka hampianatra tany Ambohitromby izy [2.649#1065]
Vocabulaire  8 Géographie: monuments
Analogues  9 anatyrova

Anagrammes  10 Anatirova, 11 anaty rova, 12 ivarotana

Mis à jour le 2025/11/02