Entrée | anao | |||
Partie du discours | pronom | |||
Définition malgache | [Tanala] ianao [Rakotosaona 1975] | |||
Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na raha atao milaza tompon-javatra: Anao ve itỳ trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ? [Rajemisa 1985] | ||||
Traduction anglaise | Thee, thine, you, yours. Accusative and possessive case of hianao. (Fiji angao.) [Richardson 1885] | |||
you (singular, as object); yours [Hallanger 1973] | ||||
Traduction française | Toi, te, à toi, à ton tour. Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas. Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi. Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin. Anao ho anao izany: c'est votre affaire. [Abinal 1888] | |||
Te, toi. [Rajaonarimanana 1995] | ||||
vous (singulier - objet); vôtre. [Hallanger 1974] | ||||
[Tanala]
Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier). ¶ 1. (sujet): tu, toi. ¶ 2. (complément): te, à toi. Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés [Beaujard 1998] | ||||
Traduction italienne | te ¶ il tuo [Profita 1969] | |||
Mots composés, titres, noms |
| |||
Analogues | ianao ~ -nao, -ao | |||
Tableaux et planches | tous les pronoms | |||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |