|
|
|
|

Entrée1  anamboary
Radical  2 voatra
Partie du discours  3  impératif du verbe relatif anamboarana [Liste complète]
Explications en français  [1.3#845]
Exemples  4  anamboary efitra iray madio indray, hoy ity lehibeny, fa misy zazavavy vahiny hatory aty aminareo. [2.895#]
5  raha afakampitso amin'ny Alahady aho mihaona aminy fa anamboary trano anio alina izy hiakarany raha maraina, fa volivoly izy any anaty botry mandrampihaonako aminy. [2.366#]

Anagrammes  6 amboarina, 7 amboriana, 8 anambario, 9 anamboary

Mis à jour le 2025/09/12