|
|
|
|

Entrée1  an-koditra
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en français  3  sur la peau
Figuré: qui atteint: Lamba an-koditra (Le lamba que l'on porte sur soi) ~ Loza mby an-koditra (Malheur dont on est frappé) ~ An-koditra izay nolazainy (Il a touché la corde sensible) [1.3]
Exemples  4  hita eny ny tsy hananana eny an-koditra sy tsy ampy amin' ny tonkatrano sy ny fanaovan-taozavatra. [2.470]
5  Sahala amin' ny akanjo anaovana ilay izy, ka eny an-koditra foana na aiza na aiza aleha. [2.472]

Anagrammes  6 an-koditra, 7 kiatondra

Mis à jour le 2025/09/12