|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ankasoavana
Radical  2 soa
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Zava-tsoa mahafaly tonga amin' ny fianakaviana: Mety raha falifaly sy ravoravo rehefa mamangy amin' ny ankasoavana [1.1#89]
Exemples  5  Ireny ohabolana ireny manko, voka-pandinihan'ny Razana ny fiainana izay ela izay, nifandovan'ny taranaka hatrany hatrany, niainany ankasoavana sy ankaratsiana: ireny no marina azo antoka [2.299#124]
Antonymes  6 ankaratsiana
Tous les mots composés  7 ankasoavana sy ankaratsiana

Entrée (2/2)8  an-kasoavana
Partie du discours  9  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  10 Tia mifamangy an-kasoavana sy an-karatsiana ny Malagasy [1.1#89]
Explications en anglais  11 in good times, in times of prosperity [1.7]
Explications en français  12 dans la prospérité [1.3#613, 1.8]
Exemples  13  ary amin'ireny fihaonam-pianakaviana ireny, na an-kasoavana na an-karatsiana, dia tsy maintsy misy dinidinika momba ny fihavanana [2.588#23]
Antonymes  14 an-karatsiana
Proverbes  15  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 ankasoavana, an-kasoavana

Mis à jour le 2025/11/20